de mbola misy ihany ve ny tandrefana sy ny tatsinanana hatramin'izao ,mampalahelo le fisainana o,tsara ny hira de zay,na i Nono na i Nana tsy olana zany
Oadray ! ity koa no tena... ... vaovao !! !! Dia nanaiky tsara i Nono ? "Marary ny fonay.".. mijery ny fahasimban'ilay zavatra "makilaky" .... "Mbola misy ny fotoana" é ! ! ! Mahay be mihitsy ny artista gasy !! Surtout arrangement vocal izay tsy hain'ny tandrefana mihitsy !!! Misaotra an'i Masombahiny ! Fianakans

andrianjanahary 2 months ago
tsara tsara tsar!! tena mahay ny artistes Malagasy !!! bonne continuation ...!
vololo34 1 year ago
Oadray ! ity koa no tena... ... vaovao !! !! Dia nanaiky tsara i Nono ? "Marary ny fonay.".. mijery ny fahasimban'ilay zavatra "makilaky" .... "Mbola misy ny fotoana" é ! ! ! Mahay be mihitsy ny artista gasy !! Surtout arrangement vocal izay tsy hain'ny tandrefana mihitsy !!! Misaotra an'i Masombahiny ! Fianakans
mitovy 1 year ago