Sort by time | Sort by thread (beta)

Link to this comment:

Share to:

All Comments (34)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Misy sokajin'olona tokony ahafehy ny teny iraisam-pirenena!! tsy ankijery fiaviana, foko, volon-koditra, ... MIsy asa ilàna mahafehy hy teny vahiny!! Noho izany mampalahelo ihany ny mahita filoha miresaka toy izao!! Ny mety dia aleo tsy miteny vahiny mihitsy fa maka mpandika teny rehefa tsy niomanana le iteny fa manjary mahatonga kihana bdb oh zao!!! Ho fanajana ilay teny sy ho fanajana ny tena!

  • je me demand we mahay mten anglais no dada v rajoel

  • Trop con, cet ex-président!! La honte!!!!!

  • put1 mangina lisany eh!! io angamba no filoha mba navita zavatra teto madagaikara ka raha nahay be nareo naninona no tsisy courage hilatasaka koa, fa angaha ny gasy voatery hiteny teny vahiny teny gasy aloha : MALAGASY ISIKA ka izay tsy faly mangina fotsiny MANKASITRAKA AN'I MARC RAVALOMANANA

  • Mahafinaritra isika Malagasy.

    Sady haintsika mihitsy io mitsikera io. Na izany aza, matoa mahasahy miteny toy izany dia mahavita tsara noho izy.

    Fa io na i tvg (frantsay izy an, ara-taratasy) toa mba miboredika (fa mahay RRRR) no sady mamerimberina teny (au jour d'aujourd'hui???) kanefa ...

    Fa io na i andriamanjato (izay manohana fatratra ny tgv no sady polyglotte) kanefa inona no vitany ...

    Fa io na i deba (izay avo lenta ara-diplomasia) kanefa inona no vitany ...

    Fa isika Malagasy ...

  • Vous insultez publiquement un officiel de notre pays, ne pas l'aimer parce que c'est peut être un voleur ou assassin, mais de la à critiquer sa prononciation en langue étrangère, c'est simplement insensé.

  • Et les ricain, alors vous croyez que bush, Barack ou autre parle couramment des langues autre que les siens. Et je précise que c'est pas dans un discours officiel ou pas, qu'on a plus besoin de parler, mais dans la vie politique journalière. Le but c'est d’être compris par tout le monde. Il y a même des président, presque à chaque discours, utilisent leurs propres langues comment les asiatiques, les moyens orients, les européens, même dans des visites officielles.

  • et les cons sont toujours con! Ils ne savent même pas que même Sharko commit pas mal de faute en parlant l'anglais ou autre(d’orthographe peut être pas,mais prononciation), en lisant bien sur,.. parler ouvertement sans préparé c'est autre chose.

  • Avec le fric public qu'il a détourné , il aurait pu se payer des leçons de pas mal de langues voire même de français ... il est où ce fric , à présent ?

    Vu le peu de moyens qu'il y a pour l'éducation pubique à Mada , même les gens honnêtes auront du mal à se débrouiller mieux que lui pourles discours ...

    Enfin ça restera dans les annales , cette ouverture du jeu des Îles ...

  • Na i jacques Chirac ary tapa tsinay mintsy ny @ zavatra lazain'io t@ fotoan'androny!! sady tsy mahalala fomba nefa mpisolovavan'ny malagasy rehetra, zany ve no diplomate!! tsy mendrika mihintsy! Dia ny tena no menatra!!!

  • mba imeezan'ny olona koa indraindray e!tsy misy tokony ahatezitra zany, mba misy zavatra tsy hay koa fa tsy oe ho Marc tout puissant foana!

  • Il n'est sûrement pas le seul politicien à ne pas savoir parle de langue étrangère. Du moment qu'il parle la langue du pays qu'il gouverne... de quoi se plaint-on?

  • oui on préfère tgvendrana et alors? on peut l'appeler comme on veut, ça ne le rabaissera jms, vive tgvendrana, nous on veut pas dun mec impuslif et rancunier comme ravalo..., ce n'est qu'un mauvais citoyen!un mauvais exemple!

  • @ranonox Aoka izay tsy nanota taminareo no itora-bato an'azy e! Za aloha efa nanota teo am fiainako e dc je n'ai rien à dire, je n'ai jamais eu le culot de me lancer dans les éléctions présidentielles car je sais que le peuple malgache ne va pa m'élire et aussi parce que je ne pourrai pas mieux faire que les autres si ils votente pour moi dc ceux qui sont comme moi je pense n'ont pas le droit de critiquer ou de dire quoi que ce soi mais si on peut faire mieux qu'eux, on n'a qu'à le montrer!XOXO

  • L'erreur humaine existe , il n'y a pas de quoi avoir honte !!! D'ailleurs vous preferez Andry Rajo...... oupss je voulais dire TGVendrana qui ne sait pas affiler deux mots en anglais et qui n'a aucun diplome et qui vole ...... ou est la logique dans tout ça ?????? Ben si c'est comme ça moi je dis vivons dans le peché et arretons de travailler

  • mahamenatr'olona, izao ve no mba president!!!

  • na izan na tsy izany zavatra tena mamenatra mintsy e! @ ftôna manandanja ôtran'io dé tokony tsy hisy note de discours ts ilamina, tsy hita oe nankaiza satria manandanja ny kabary eo. Hita mintsy fa efa zatra miseho azy ho favy be fôna, enjana nony enjana, manao tsinotsinona ny zavtr tsy tokony atao tsinotsinona, fa oe "mandé oazy fôn io refa za no eo"...

    Sady ny filoampirenena tokon hahafehy tsara fiteny 1 hafa (niveau excelent/courant) farafakeliny..fa niazy na anglais aza tsss..!

  • na izany na tsy zany ko tsy fiteny ny oe : " the game is open" t@ ôtran'io...

  • ar le président anreo firenena alain'foza tahaka reo, mahay miteny tenimpirenena hafa 2 ankoatrnenaz tena mety? ny toetsaina foza d itsikera betemen sy tsindry sy fsehoana ivelany ian, ts aleo ol misy saina nef votsa vava toy izay ol mseho malama vava nef ny zvt teneniny ar ts hainy akor sy ts fantany!!!! ref samy gasy d mahita tsikeraina foana. ts mahagaga ra otrzao foana ny gasy, ory havamanana sy lany andro mifampitsikera, tokony ef anjely doly tsika ra zany foana an.

  • @Korielaful na izany na tsy izany zavatra tena mamenatra mintsy e! @ ftôna manandanja ôtran'io dé tokony tsy hisy note de discours ts ilamina, tsy hita oe nankaiza satria manandanja ny kabary eo. Hita mintsy fa efa zatra miseho azy ho favy be fôna, enjana nony anjana, manao tsinotsinona ny zavtr tsy tokony atao tsinotsinona, fa oe "mandé oazy fôn io refa za no eo"...

    Sady ny filoampirenena tokony hahafehy tsara fiteny 1 hafa (niveau excelent/courant) farafahakeliny..fa nènazy na anglais aza...!

  • @Korielaful na izany na tsy izany zavatra tena mamenatra mintsy e! @ ftôna manandanja ôtran'io dé tokony tsy hisy note de discours ts ilamina, tsy hita oe nankaiza satria manandanja ny kabary eo. Hita mintsy fa efa zatra miseho azy ho favy be fôna, enjana nony anjana, manao tsinotsinona ny zavtr tsy tokony atao tsinotsinona, fa oe "mandé oazy fôn io refa za no eo"...

    Sady ny filoampirenena tokony hahafehy tsara fiteny 1 hafa (niveau excelent/courant) farafahakeliny..fanènazy na anglais aza...!

  • @Korielaful na izan na tsy izany zavatra tena mamenatra mintsy e! @ ftôna manandanja ôtran'io dé tokony tsy hisy note de discours ts ilamina, tsy hita oe nankaiza satria manandanja ny kabary eo. Hita mintsy fa efa zatra miseho azy ho favy be fôna, enjana nony enjana, manao tsinotsinona ny zavtr tsy tokony atao tsinotsinona, fa oe "mandé oazy fôn io refa za no eo"...

    Sady ny filoampirenena tokon hahafehy tsara fiteny 1 hafa (niveau excelent/courant) farafakeliny..fa niazy na anglais aza tsss..!

  • Tsara be le izy ko! tokony hanao diso kely otran'izany daholo ny gasy rehefa mikabary amin'ny teny vahiny (c'est mingon)! milay e!

  • hahahahahahhahahahahahahahahah­aah

  • Marina daholo ny noteneniny fa ny prononciation no misy tsy mety!!!!! tsy tenin-drazany io e!!!!!!!!!! ka tsy mahamenatra raha tsy mety!!! ny tsy mahay ny tenin-drazany no mahamenatra!!!!!

  • putain de merde ,et ca c'est notre ancien président,lol ,la honte

  • @MrDahalo Honte à toi meme, mr tsara ivelany!!!

  • Terrible !! tout à son image

  • @ramanamb25 :Refa ny vazah no miteny gasy ka tsy mety dia atao hoe 'c mignon' d refa gasy d atao hoe vendrana!!!mampalahelo ny toe-tsain'ny sasany.Ié izy no président, ary nahavita azy...ary iza ny anao???Milay io Ra8 io ka, interressant fona ny zavatra lazainy,ary tafita tsara @vahoka.Tsy hampandroso noho izy velively mihitsy na ho 100 langues aza ny président handimby azy zany.

  • lol

  • "ze déclare l'ouverture ofisial de la 7ème dèdème (super gêné à la recherche de ce foutu discours) jeudéziwl ... (il trouve le discours .. ouf sauvé) . ME - MO - RABLE !

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more