mitomboa aminy fahasoavana fa tena marina raha tsimisy fanahimasina mitarika de tsimisy zavatra vita tsa izy tokoa parakleto sady papianantra tsara vindrindra
Fenohy ny fanahinao isan'andro ny panomponao,dia misaotra ho ani nizara ny hira,na izahay lavitra aty dia manantena ny fitarihany Fanahy ny Tompo isan'andro.
tena feno fanatrehan' ny FANAHY MASINA be mihitsy ahoeto am- pihainoana le hira, misatra ny Tompo de misaotra ny mpidera azy rehetra, ho azy anie ny voninahitra.
naneso anao ny fiaraha monina, ny fianakaviana, nanary anao t@andro sarotra?antsoy jesosy, antsoy ny fanahy masina fa izay tsy mba manenji-dresy, tsy maneso anao.Maimaimpoana ny famonjeny.Hitsimbadika ny tantaram-piainanao.Alleluyah!
mitomboa aminy fahasoavana fa tena marina raha tsimisy fanahimasina mitarika de tsimisy zavatra vita tsa izy tokoa parakleto sady papianantra tsara vindrindra
0221076905T 2 months ago
Tompo o! mitalao aminao mba tsy ho avelanao irery ny tenanay
fa mila Anao mafy ny fiainanay, Ianao no antenainay hitantana ny anio, ny ampitso ary ny mandrakizainay! AMEN
bijalie 2 months ago
Mitomboa amin' ny fahasoavana Tompoko dia misoatra an'Andriamanitra lehibe isika nanome antsika ny Fanahiny , dia ilay Fanahy mpampahery - mpampiantra - mpanolontsaina- ilay Hery hany azo antenaina Alleluia !!! Deraina mandrakizay Ianao Ray o!! Misaotra indrindra Pasteur Patrick sy Pasteur Fara amin'ny fampianarana Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra !!! amin'ny anaran'i Jesosy irery ihany Amen!!
AndoOlive 6 months ago
Fenohy ny fanahinao isan'andro ny panomponao,dia misaotra ho ani nizara ny hira,na izahay lavitra aty dia manantena ny fitarihany Fanahy ny Tompo isan'andro.
( canada )
Neny593 7 months ago
midera an' ANDRIAMANITRA, isika satria nomeny ny FANAHY MASINA, izay fanomezana faran' izay sarobidy indrindra: afaka mampahery hatrany.
Ho an' i JESOSY irery anie ny dera ny laza ary ny voninahitra.
drochsler 1 year ago
tena feno fanatrehan' ny FANAHY MASINA be mihitsy ahoeto am- pihainoana le hira, misatra ny Tompo de misaotra ny mpidera azy rehetra, ho azy anie ny voninahitra.
drochsler 1 year ago
naneso anao ny fiaraha monina, ny fianakaviana, nanary anao t@andro sarotra?antsoy jesosy, antsoy ny fanahy masina fa izay tsy mba manenji-dresy, tsy maneso anao.Maimaimpoana ny famonjeny.Hitsimbadika ny tantaram-piainanao.Alleluyah!
lanjaist 1 year ago
mankasitraka ary enganie ny fanahy masina hitarika sy hameno antsika izay mahita izao hafatra izao
lanjaist 1 year ago
misaotra e!misaotra betsaka fa tena tsara tokoa ny midera an'i Jesosy,hafa tokoa azny manana ny Tompo
misaotra betsaka daholo
mendrika7 2 years ago
ho god
bibisicre 4 years ago