mba antsoy na andefaso hafatra, satriko aza isan'andro, tsy oe mitalaho na mila vaniny aho, na de hoe tafandria mandry, fihina sy oroka mamy. Tsy fanahy iniana ny anembona anao alohan'ny andriana; izay no faniriana, ho entiko ho nofy ka tsy andry ny ampitso. ♥ ♥ ♥
@pikcka RHf ariva ny andro d eto fona aho. ef mod masoandr anatitr anao. anohy no fanirina fa ts afaka atao, k ato anaty mangin miandr ny afatrao. Na d miona az sik ny andro mazava, d to sar ndray mipika ny alina koa ty jo lava. k ho fehin'ny androany anoraty aho toy ny maly oe tena tia enao malaelo ahy ny ho faty.
ref: mb atsoy na andefas afatr satrik az isanandro, ts oe mitalaho na mil vanin aho fa na d oe tafandri mandry. fihina sy oroka mamy.
@Apisou varina sy sondrina miandry lay fotona. malaelo olo-tina ts aitan-teny toa mona. soraty, andefaso zay mb tina fzao ef tsindrin-dona, raiso f'av ato am-po no hamaliko oe izah koa tia fona.
Ref: ....
oooo ts fanah iniko ny anembona anao aloan andriko
oooo zay no faniriko entiko ho nofy fa ts andry ny ampitso
Tsisy kianina e!Mankasitraka
mi1990ful 1 day ago
ndriiii... Milay foana lé Ambondrona e! izahay manohana foana e!
MsAtessy 1 week ago
Ratsy eh!
taojaobiry 1 week ago
mlay b le hira an!!!!!
MyNiaina 2 weeks ago
mlay e tohizo fona :)
moustakely 3 weeks ago
bonn!!! efa maazatra le mlay fona.... surr fona euh :) <3
raharijoanitha 3 weeks ago
mafnartra é!
amourgrand 1 month ago
Milay lalandava e! Mankasitraka
ozirehaos 1 month ago
Tsara fona!!!!msotra e!!!!
nathie387 1 month ago
Milay ka! Tiako be le hira! Malahelo Madagasikara za!
bradydn12 1 month ago
za mankafy anareo foana e,sur foana e!!!
henjanab12 1 month ago
mafiinaritra le hira
chiipiie105 1 month ago
tsara foana hatramzay ka htramzaoe!tohizo fa izahay mankafy fona
TheDimby21 1 month ago
za maka an la ra bera an
MrKaiza416 2 months ago
mankasitraka e!tsara loatra! <3 <3
tsisosotra 2 months ago
merci b nama, idée masaka b de mankafiza kou nareo e
andozinho24 2 months ago in playlist Gasy
aiza no ahitana ny accord e
andozinho24 2 months ago in playlist Gasy
@andozinho24 Raha tsy diso aho dia: Em - Cadd9 - G - D
psykowave93 2 months ago
mba tiako anana kosa ito hira ito. soa dia mba misy mafantatra site mba azahoana angalana hira gasy tsara nareo?
akavar1 2 months ago
zan ka vaz r zareo ahh!
03059317vmts 3 months ago
mmmlllllllaaaaaaaaaaayyyyyyyyy an
fa aiza kay no mety ahitanay ny tonony eeee? za kou mb te ihira le vazo.
hfaniry 3 months ago
i like..
Andrianiaina4 3 months ago
tiko lôtra e !
afaniry123 3 months ago
mlay b e!!!!!!!!!!!!!!!!!
TheToultr 3 months ago
My lay be laotra ko le...
NYxR93 4 months ago
trop mimi!!!:(
lilierachelle 4 months ago in playlist ambondrona
Any cheriko zay !! Tafandria mandry
meilleuregagne 4 months ago
Mahafinaritra ilay clip!Reveko mihintsy...
MrRix25 4 months ago
mlai nama
RVFiarovana 4 months ago
sur foana e
joetunka 4 months ago
Tsara na ny clip na ny hira na ny mpihira !!!sur fona e
Pisokoely16 4 months ago
fa pub airtel aon ko e!
Elsa81822 4 months ago
tsara be ola le hira e!
Elsa81822 5 months ago 2
Comment removed
Elsa81822 5 months ago
love
menamaintso 5 months ago
tsy azoko ny blem anlé mpisipa: resytory ilay vevavy dia malahelo ilay lehilahy?
curlyppt 5 months ago
alt+F4
SuperFrederic83 5 months ago
grand respect ho an'le réalisateur e! mlay e!
rantobeuh 5 months ago
milay eh, ary aiza ny fanampiny
Norin071 5 months ago
io v ts zaza kel iu sip 1 iu ry reto?
MrFigarowboy 5 months ago
mention bien pour : le casting ! lol pr le phone Techno à la fin
pisosensei 5 months ago
tonga zan d pub airtel sy techno an, vita n pub!!!!
tiavinaina 5 months ago
Makasitra an'ilay clip vao2 e!!!! Mlay b l iz!!!! Sur fôn e!
richard91014 5 months ago
jador
TheYerusha 5 months ago
Tsara fa aleko iany le karazany otrany 'aleo aloha reny' but even though LIKE ;)
Juliomolini 5 months ago
sur fona e!!!!
MultiHeritiana 5 months ago
Pour une fois que c'est original :P, et c'est plutôt bien fait.
zeroxcub 5 months ago
Milay be e!!!!! Misaotra betsaka =)
Naru019Hina 5 months ago
Milay e !
synsAway 5 months ago
8è merveille du monde <33
andryOraymanf 5 months ago
tout simplement j'adoreuuuuu, makasitraka fôna ehhhhh <3<3<3<3
finaritrakely 5 months ago
mandam b!!! sura foana e!!!
rast12ify 5 months ago
c'est jolie!
j'aime!!!!!
@aventuriere100 france
Aventuriere100 5 months ago
Mankasitraka, za maka an'lisany!!
miradonyaina 5 months ago
ntsooooooh,muahhhh
sihanakandafy 5 months ago
désolée pti boutton "revoir". hihihi. tena tsara loatra tsinona k!! ♥♥♥
Apisou 5 months ago
mba antsoy na andefaso hafatra, satriko aza isan'andro, tsy oe mitalaho na mila vaniny aho, na de hoe tafandria mandry, fihina sy oroka mamy. Tsy fanahy iniana ny anembona anao alohan'ny andriana; izay no faniriana, ho entiko ho nofy ka tsy andry ny ampitso. ♥ ♥ ♥
tsara lotra e!! makasitraka anreo
Apisou 5 months ago
@Apisou mba tohizo oe lay tonokira a, tsara lotra
pikcka 5 months ago