Mety ho diso fihevitra ihany i Vero ny @ ilay teny hoe "mpiasa" ny hipetrahany any aman'olona ! ! Hadinony hoe ora firy tao anatin'ny herinandro no nifampiresahan'izy mianaka na hatraiza ny fisian'ny complice entre elles ! !!
Tany @ mamafara izy EFA nahavita nandeha pèlerinage ! Tsara be ny miova endrika toy izany !! ! Hipetraka ao @ i Nina hatramin'ny rahoviana ?
... ...Fa i Vero manamaivana indraindray ny raharaha ka tsy maintsy miova ! ! ! Misaotra !

mitovy 1 year ago