John Duffus pictured in the video at 1:31 was my great great grandmother's brother and I am working on a project about his life as a missionary and interpreter. Does anyone know or have information about his time there?
Ny fitondran'i RADAMA I no azo lazaina fa nahomby indrindra teo amin'ny tantaran'i Madagasikara "ouverture contrôlée" hoy ny mpanoratra. Taorian'ny nitondrany dia lasa vehivavy avokoa ny mpanjaka (ankoatran'i Radama II izay nitondra tapany) ary nanomboka niboraka ny fitondrana "andriana" satria dia samy lasa vadin'i Rainilaiarivony avokoa izy telo vavy teo, i Rainilaiarivony izay "hova"; ary niafara tamin'ny fidiran'ny frantsay ho mpanjanatany teto

Andy17 1 month ago

ainaratsisalovanina 7 months ago
Misaotra ny mpandefa.
974herilala 1 year ago