mahafinaritra be le hira nefa na izany aza aza de manao clip any anaty bozaka matetika fa manjary manitsaka tsilo malemy e! sady vôtsindron'ny tsilo.LOL!!!!!!!!!!!!
Hafa ihany ny andro rehefa atomboka amin'ny vavaka ny maraina ary mihaino an'ity hira aty eo ampihinana ptit dejeuner...misaotra Lola, tohizy hatrany ny hezaka efa natao
tsara be le hira mrci lola
gheriarimanana 3 weeks ago
Izany ka hira mampitomany. Miseho amin'ny zavaboary tokoa Andriamanitra.
tahinaification 3 months ago
tena tiko be le ira an miasao an ze nampiditra anio tato e !!!!
2011tojo 9 months ago
Marina izany
ZIZI9939 11 months ago
Sotra an'i Lola sy ilay nizara nihira tato @ Youtube
Takk min Gud!
rlalaina7 1 year ago
merci Lola!!!
gia30gasy 1 year ago
mahafinaritra be le hira nefa na izany aza aza de manao clip any anaty bozaka matetika fa manjary manitsaka tsilo malemy e! sady vôtsindron'ny tsilo.LOL!!!!!!!!!!!!
The26011989 1 year ago
c super cette chanson merci mon Dieu
madavavy 2 years ago
merci fa tena milay eee! tena izy no fanantenana
zoomeurs 2 years ago
Misaotra e!!!!!!!!!!!!!!
sandy57100 2 years ago
Tiako loatra!
Misaotra Lola.
sylvoalias
sylvoalias 2 years ago
Hafa ihany ny andro rehefa atomboka amin'ny vavaka ny maraina ary mihaino an'ity hira aty eo ampihinana ptit dejeuner...misaotra Lola, tohizy hatrany ny hezaka efa natao
palomyah 2 years ago
mihaino anao lavitra aty anie ka toa ho la&sa adala angamba. tohizo re fa milay be e
olgarasoar 2 years ago
sambatra re ny gasy manana anao lola tohizo re fa de mahaliana ny mihaino ny feonao aty a lavitra aty manakara
olgarasoar 2 years ago
merci lola
jojo3203 3 years ago
Tena faly be aho mihaino ny hirampivavahana ataonao ry lola.
patricemasson 3 years ago
hafa ihany lesy ny vazo gasy avy @ tw ry lola tohizo fa mila an lahy zahay aty lavitra aty
tsopla 3 years ago
merci letsy ry Lola a!
rivotra 3 years ago